Natao ho an'ny mpihira sy mpitendry zava-maneno ary ireo liana amin'izany.
Ahafahana mamaky solfa sy solfège, manoratra, manitsy ary mandamina solfa ary mamadika ny solfa nosoratana ho rakitra PDF. Mitahiry ny solfa amin’ny endrika .nto mba hahafahana mitahiry sy mamerina manokatra ny solfa nosoratana.